Louane Chéri : Objectif ventre plat
35 Ans / 33% body fat/ 73kg
A) Analysis
1) Situation :
3x O. Césarienne :
- Rehefa atao cesarienne ny olona iray dia mety hanao
paresse musculaire ny abdominis-ny.
- Ratsy kokoa noho ny an’ny olona normal ny proliferation
ny mithochondrie eo amin’ny abdominal area noho io
fandidiana nihatra teo amin’ny kibo io.
Mampiasa pilule fanabeazanaizana on and off :
- Ny fampiasana pilule fanabeazanaizana dia
mampikorontana tanterakany hormone ny vehivavy ary
isan’izany ny œstrogène izay misahana anjara asa lehibe
amin’ny fitsinjarana ny tokony hipetrahan’ny tavy eny
amin’ny vatana.
Mila : Leucine, Isoleucine, Valine, Glutamine, Arginine, Acides gras
essentiels (oméga-3 et oméga-6), Vitamines du groupe B (B6, B9,
B12), Zinc, Magnésium.
Intolérance lactose :
- Tsy afaka mihinana zavatra misy lactose mihitsy na
amin’ny complement alimentaire aza.
Hypertension non médicamentée :
- Arakaraky ny maha ambony ny tahan’ny tavy ao amin’ny
olona iray no maha ambony ny rétention d’eau-ny, ny
retention d’eau nefa dia mampiakatra ny tension.
- Ny rein ihany koa dia mifandray akaiky amin’ny
fahasalaman’ny fo ka raha misy olana ny rein dia
mikorontana ny tension
TSH ambony :
- Ny TSH ambony dia fambara fa ambany ny T4
(Thyroxine) sy ny T3(T3 (triiodothyronine)).
- Rehefa ambany ny T4/T3 dia miadana ny metabolisme,
ny temprature corporel sy ny gestion, ka ho sarotra
tanteraka ny hampihena an’io olona io.
2) Solution.
- Ny tanjon’ny Mme Louane dia ny hahazo ventre plat, ka
noho izany mila assurena ny hialan’ny abs ny hiala
tsikelikely amin’io paresse musculaire io, mila ampiakarina
koa ny habetsaky ny mithochondrie ao amin’ny abs area hi
assurer fa ny eo amin’ny kibo no tavy anisan’ny hiala
voalohany fa tsy farany akory ; Zany hoe zarina
tsikelikely izy hanao abdos matetika sy ahavita
repetition maro isanandro hampitombo ny
mithochondrie ao amin’izany kibony
[Link] tsara abdominis muscular. Zavatra
ilainy am sakafo coenzyme Q10, la carnitine, le magnésium, le sélénium et
les vitamines du groupe B.
- Ajanony tanteraka ny pilule fanabeazanaizana satria raha
ny hormone izay isan’ny loha-laharana miandraikitra ny
vatan’olombelona no mikatso dia tsy ho tratra mihitsy ny
tanjona. Ezahina averina amin’ny laoniny kosa ilay
hormone nakorotan’ilay fanabeazanaizana avy eo (maka
ration ana lipide ambony ) ary indrindra indrindra ny
œstrogène mba hahaizan’ny vatana hitsinjara ny tavy
eny amin’ny vatana, izay hampitombo ny chance ambony
be hialan’ny tavy eo amin’ny kibo aloha.(mila mihinanan
sakafo misy phytoestrogen )
- Ny diète dia tsy afaka asina lactose mihitsy, zany hoe lait
vegetal ihany na raha mampiditra complement alimentaire
source de proteine dia na whey isolate na whey
hydrolysed.
- Mila tazomina entre 45% à 52,5% ny masse d’eau satria
ny rétention d’eau ambony dia mampiakatra ny tension
artérielle. Mila misotro rano betsaka ihany koa satria
rehefa déshydraté dia miakatra ny retention d’eau ary
atao ambany ny fatran’ny sodium noho izy mitazona rano,
ary mazava ho azy ahena ny masse de graisse satria plus
ny olona iray lehibe plus ambony ny masse d’eau ao
aminy, ampiakarina ny progest, mila T4 sy T3 ihany koa
mampiasa diuretics, HRT.
- Ny TSH mifanaraka amin’ny taonany dia tokony ho
ampiakarina 0,4 – 4,0 mIU/L ka mba hampiakarana
azy ao anatin’izay dia mila ampiakarina ny T4/T3. Omena
zany izy sakafo misy iodine nefa ammbany sodium
mba hitazomana ny tension stable hatrany,colorant
alimentaire rouge, tamenak’atody, caffeine, zinc.
Mety ho ny conversion ihany koa nefa no ratsy ka
hanatsarana izay conversion izay dia mila : Selenium,
Zinc, Tyrosine, phénylalanine, Vitamine B2, B3, B6,
B9, B12, Eau.
Théobromine (chocolat noir) mampiakara progest/ Resvératrol : vin
rouge Resvératrol
Ny sakafo hanatsarana ny oestrogène :
- Phytoestrogen
- Omega 3
- Vitamine B (B6)
- Antioxydants
- Riches en fibres
- Mampiakatra testo (aromatisation)
Ny sakafo anatsarana ny progesterone :
- Magnesium
- Vitamine C (aider à soutenir la production de progestérone en aidant les
glandes surrénales à produire des hormones stéroïdes)
- Zinc
- Bon lipide (oméga 3)
- Riche en fibre
Sakafo hanatsarana ny Thyroide T4 /T3
- Iode
- Sélénium (Le sélénium est nécessaire à la conversion de la T4 en T3
dans les tissus périphériques. Il agit comme cofacteur pour l'enzyme
déiodinase qui convertit la T4 inactive en T3 active. Les sources
alimentaires de sélénium incluent les noix du Brésil, les graines de
tournesol, les poissons, les crustacés et les viandes maigres )
- Zinc
- Vitamine B (B12 et B6)
- Tyrosine (La tyrosine est un acide aminé nécessaire à la synthèse des
hormones thyroïdiennes. Elle est convertie en L-DOPA, puis en L-thyroxine
(T4) dans la thyroïde. : les viandes, les produits laitiers, le soja, les graines
de citrouille et les amandes.)
- Omega 3
Manatsara ny Hypertension
- Nitrate : vasodilatatrice de vaisseaux sanguins, la
réduction de la rigidité artérielle, l'amélioration de la fonction endothéliale,
la diminution de l'inflammation et l'atténuation du stress oxydatif
- Potassium : aide à équilibrer les effets du sodium en favorisant
l’excrétion (Évacuation hors de l'organisme) du sodium par les reins.
- Magnésium : vasodilatatrice de vaisseaux sanguins,
empêche (inhibition) l'entrée de calcium dans les cellules
musculaires lisses des vaisseaux sanguins. Parce qu’une concentration
accrue de calcium à l'intérieur des cellules musculaires lisses favorise leur
contraction et conduit à la vasoconstriction, augmentant ainsi la pression
artérielle. Influençant la production et l'activité de diverses substances
impliquées dans la contraction et la relaxation des vaisseaux sanguins,
telles que l'oxyde nitrique (NO).
- Omega 3 : vasodilatatrice de vaisseaux sanguins, réduire
l'inflammation
- L-citrulline :