Toy izao ny critère sns: -
olona efa nitana andraikitra
maromaro(CV feno ),
leader, mahay langue, L2-
M1. Tsy Président
étudiants am Mention
- électeurs : délégué
rehetra fa ferana 30 isaky
mention votants
- aterina amiko CV hatram
21 novembre izao. Entaniko
anareo délégué andefa
anaranareo amiko mb
hafenoina llay 30 votant
Candidat : tsy Président
étudiants am Mention, tsy
M2, délégué afaka
milatsaka
Farafaratsiny misy candidats
1 isaky Mention
21 novembre zn no atolotra
ireo candidat 6 ( 6 Mention)
Farafaratsiny misy candidats
1 isaky Mention
21 novembre zn no atolotra
ireo candidat 6 ( 6 Mention)
Raha maro ireo candidats
isaky Mention dia mbola
hosivaninay ireo vao
atolotra hisolontena
Mention tsirairay.
Misokatra manomboka
androany fananterana CV aty
amiko hoan'ny Mention
rehetra eto @ ASJA
Miangavy an'ireo izay
afaka mizara ity filazana
ity @ ireo groupe
mpianatra rehetra eto @
ASJA
Le Président CENI pour
l'élection du Président
des Étudiants ASJA
Dr Tojo Harinala
Razafindrakoto ( Responsable
Mention Droit)