FL TAMOL 9.
07 - MODULE 2 -
COMPOSITION & ARRANGEMENT
Dktp
FL TAMOL 9.07 - MODULE 2
SYSTÈME DE NUMÉROTATION ROMAIN
NY CLÉ
NY ACCORD
NY COMPOSITION
NY ARRANGEMENT
Dktp
💡 NY SYSTÈME DE NUMÉROTATION ROMAIN
Technique iray entina hanamorana ny famoronana mélodie. Ao
anatin'io ny famantarana ny clé sy ny accord.
Ahoana ary ny fampiharana ilay système ?
1- Misafidy clé aloha ianao, na io en majeur na mineur.
fitambarana note anaky 7 ao anaty
tonalité iray ohatra : clé de A. Fa io tsy
maintsy avahana tsara na Clé de mineur
na majeur (hamafisina anaty vidéo).
2- Numéroténa na asiana laharana amin'izay ireo note fito ireo
manomboka amin'ny 1 ka hatramin'ny 7 (en chiffre romain)
Ireo note tsirairay dia voasokajy anaty karazana accord anaky telo avy
: mineur - majeur - diminish.
Indice kely :
👉 Raha major ny accord dia majuscule no anoratana azy (V)
👉 Raha mineur kosa dia minuscule (v)
👉 Raha dimish dia arahina marika kely (dm)
NY ACCORD
Ny accord dia fitambarana note roa na telo na mihoatra, tsara miaraka ao anaty
clé iray. Izany hoe anaty clé de A majeur dia ahitana accords be dia be.
Tsara ho fantatra koa ny fanavahana accord iray na mineur na
majeur.
Accord majeur : C Majeur
Semi tone roa no
manelanelana ny note
E5 sy G5
Semi tone telo no
manelanelana ny root
note C5 sy E5
Accord mineur : C mineur
Semi tone telo no
manelanelana ny note
D#5 sy G5
Semi tone roa no
manelanelana ny root
note C5 sy D#5
Clé de major : I- ii - iii - IV - V - vi - vii (dim)
Clé de mineur : i- ii (dm) - III - iv - v -VI- VII
Omeko exemple ianao :
1- Clé Do majeur na C majeur ao anaty FL
Makà sampler, efa ao amin’ny fl ilay sampler io, tsy vst izy io, fa karazana lecteur
tsy misy sample ao anatiny. Any amin’ny fakàna vst any misy hoe Sampler. Dia
midira amin’ny Piano roll an’ilay sampler
Midira amin’ny “Stamp” no
anaran’io bouton kely io
Vita izay, dia safidio ny Major (lonian) arak’io hitanao amin’ny sary io
Rehefa voasafidy ny major lonian io, dia haka an’ilay clé de Do majeur atsika fa
amin’ny FL izy io C majeur satria langue anglaise no miasa. Manomboka
amin’ny C ianao no mikitika tonga note fito (ny gamme) no mipoitra. Jereo
amin’izao ny fampiharana ny Système de numérotation romain.
Manomboka amin’ny C no 1 dia ny B no 7 satria io no farany ao anatin’ilay clé.
7
6
5
4
3
2
1
Clé de majeur rehetra dia ity no mifehy azy : I- ii - iii - IV - V - vi - vii
(dim),
Ny accord (1) na (I) dia tsy maintsy accord majeur, dia manaraka izay firafitry ny
eo. Izay nataoko majuscule dia en accord majeur fa ireo minuscule ireo mineur
dia ny dim (diminish) tsy azon’ny accord mineur na majeur izy io.
Ity ny suite d’accord alaintsika ao anaty clé de Do majeur na C
majeur (mitovy ihany reo). Raha ampiharina ny formule dia manome
:
1-5-6-4
C majeur G majeur A mineur F majeur
Marihiko eto fa raha C majeur ny clé dia tsy voatery hanomboka
amin’ny accord C majeur koa ianao fa afaka lalaovinao amin’izao ireo
accord ireo. andramo kely !
NY COMPOSITION
Tsotra kely ny teniko amin'ity composition ity :
Manàna culture musicale maro, izany hoe mihaino genre maro.
Io inspiration io matetika tsy avy rehefa iandrasana fa rehefa ianao ilay
manao écoute genre hafa ireny no mitambatra miteraka déclic ao aminao
mamporisika anao hi créer zavatra amin'alalan'ilay inspiration azo, fa tsy
manao copie.
Raha mbola vao manomboka kosa dia mazotoa mamerina izay efa
vitan'olona fa haingana be ny fivoaranao.
Ny ahy izao matetika Type beat sur youtube no averiko sy ireo hira
nalaza tamin'izany. Azoko tsara aveo ny concept (composition,
arrangement, mixage etc..) rehefa asaina mamorona instrumental
mitovy type amin'ilay nataoko copie.
NY ARRANGEMENT
Fahaizanao mandahatra ny éléments rehetra amin'ny composition
anao. Plus tsara ny arrangement, plus mazoto ny olona hihira
aminy satria mora ahitana inspiration.
Ireto misy arrangement 3 izay tena standard amin'izao :
1- Intro - 1er couplet - Refrain - 2ème couplet - refrain -
interlude - refrain - outro;
2- Intro - 1er couplet - Pré refrain - Refrain - Pause - 2 è
couplet - pré refrain - Refrain - Outro;
3- Intro - Refrain - 1er couplet - pré refrain - refrain - 2ème
couplet - pré refrain - refrain - interlude - refrain - outro
FL TAMOL 9.07 - MODULE 2 -
COMPOSITION & ARRANGEMENT
Raha te handalina anio technique de
numérotation romain io misimisy kokoa
ianao mba hanafaingana ny fahaizanao
mamorona mélodie manaitra sofina
amin’ny hatsarany dia AFAKA JIFAINAO NY
MODULE 2 ao amin’ny formation FL STUDIO
somplète “FL TAMOL”
Peace ✌️
Dktp