1.
Alaina ny DEM
2. Misafidy bassin versant amin Andromba na katsaoka : apina fond google
3. Asina occupation du sol
4. Evaluation Perte en sol :
a. Carte isohyete
Apdirina ao am Arcmap le point station zay efa nomen’I Mr Njandry teo aloha . Edit/start
editing/sokafana ny attribute table/modifiena ny valeur ao amle colone misy oe ‘‘pcp’’
Transformena ho UTM aloha ny coordonnées an’ilay point exemple station
Modifiena ny valeur ao am colonne ‘‘pcp’’
Misy anle excel nomen’i Mr izay mtahiry données precipitation iny any, (excel anaky 9) ireny excel
reny dia : excel iray mitahiry ny données pcp azo teo amin station iray (1979 à 1990) izay Mila
JERENA TSARA NY NOM ANLE EXCEL SATRIA INY NO MITONDrA NY ANARANLE point station shp (any
amin Attribute table no ahitatana azy) ka misafidy taona iray par groupe isika dia iny no hakana
moyenne anle pcp tao anatinle taona iray d zay no adika hô valeur anle pcp ao amin table
attributaire
rehefa voadika daholo izay dia save edit
Interpolena (mba ahafahana mahazo ny valeur pcp rehetra ao amle bassin manontolo
Spatial analyst tools/interpolate/krigeage
[Grab your reader’s attention with a
great quote from the document or
use this space to emphasize a key
point. To place this text box
anywhere on the page, just drag it.]
Dia rehefa vita zay rehetra zay dia OK/OK
Ity manaraka ity ny carte isohyète tokony ho hita farany
cartes d’érosivités de pluie « R »
spatial analyst tools/map algebra/raster calculator
Eto no misy ny variable ho ampesaina
Adika eto ny formule ze ho apesaina
Tsy adino ny misafidy ny location
Ohatranito indray ny raster mitahiry ny erosivité R , afaka ovainareo ny symbologie
carte d’érodibilité du Sol « K »
ampidirina fotsiny le shp pedol dia categorizena selon le facteur K
carte de la pente en degré
avy aminle DEM no anaovana azy
carte du facteur « C »
mamorona field ray ao am table attribute anle OS dia facteur C no atao anarany
manao select by attribute aveo dia soloina ny valeur hoanle type OS tsirairay avy
carte de la pente en pourcentage (%)
reclassifiena selon le tableau du facteur –P/
mamorona fichier .txt misy anle classe ; slope ; P-factor
Reliena amle table misy anle pente efa reclassified aveo le fichier txt
vita aveo dia avadika ho shapefile : raster to polygon
intersect
geoprocessing/intersect
carte de la perte en sol
averina ho raster ihany aloha aveo
manao raster calculator dia aveo ampidirina mitovy tany amle mitady facteur R iny ihany
ReClassena ho 5 ihany lay izy aveo (Toutes les cartes obtenues sont classées en 5 classes en utilisant
la méthode « Natural Break Jenks)